Ny logiciel '' STRATO'' no ampiasainay, hitehirizana ny '' base des données '' rehetra, tena azo antoka ny fitantanana ny antonta-taratasy rehetra, ary tsy misy afaka mpikirakira izany ankoatran'i IDISM irery ihany.
Ny IDISM no tompon'andraikitra ny mombamomba ny fikarakarana ny '' dossiers '' rehetra tonka aty aminay, ary azo antoka fa tsy hiparitaka ny mombamomba anao sy ny '' dossiers '' anao ato fa miaro mafy an'izany ny IDISM.
Ny '' dossiers '' rehetra izay alefa aty aminay
Raha ilaina ny dossiers dia tehirizina mandritra ny fotoana ilaina azy, ary raha tsy ilaina kosa dia fafaina rehefa telo volona aoriana ny nametrahana azy taty.
Ny '' dossiers '' rehetra tonga aty
Lanana zo hanara-maso sy hahafantatra ny fandehan'ny dossiers izay nalefany ny tsirairay
Wir benötigen Ihre Zustimmung zum Laden der Übersetzungen
Wir nutzen einen Drittanbieter-Service, um den Inhalt der Website zu übersetzen, der möglicherweise Daten über Ihre Aktivitäten sammelt. Bitte überprüfen Sie die Details in der Datenschutzerklärung und akzeptieren Sie den Dienst, um die Übersetzungen zu sehen.