Hiditra ho mpikambana : 

Raha  liana hiditra ho mpikambana IDISM ianao dia efa miarahaba anao  tongasoa sahady ato amin'ny vondrona izahay. Mahaliana anay tokoa ny hifandray sy hifanohana aminao, indrindra fa ao anatin'ny fitiavana ny maha MALAGASY 🇲🇬 tanteraka. Tianay ny hahafantatra anao bebekokoa ka mba hirosoana amin'izany dia manasa anao hameno ny mombamomba anao eto amin'ity fisoratana anarana ity. 

IDISM : Isika Dia Iray Samy Malagasy 🇲🇬 

Dieses Feld ist obligatorisch

Dieses Feld ist obligatorisch

Die E-Mail-Adresse ist ungültig

Dieses Feld ist obligatorisch

Dieses Feld ist obligatorisch

Dieses Feld ist obligatorisch

Dieses Feld ist obligatorisch

Dieses Feld ist obligatorisch

Dieses Feld ist obligatorisch

Dieses Feld ist obligatorisch

Dieses Feld ist obligatorisch

* Kennzeichnet erforderliche Felder
Misy diso fa avereno azafady.
Misaotra anao!

Andao hiaraka hanorina hoavy mamiratra, tsara sy lovainjafy !

Misokatra hoan'ny rehetra ny IDISM, ary ny IDISM dia tsy fikambanana fotsiny, fa foto-kevitra iray, sy fiaraha-monina iray, izay afahan-tsika mianatra sy manao fampiharana ny tena fitiavana ny maha MALAGASY 🇲🇬. Ary iainana ny fitiavana ny maha MALAGASY sy tokony hahasambatra satria ny fitiavana tsara rehetra dia manome fahasambarana avokoa. 

Logo

Torio hoan'ny Malagasy rehetra, manerana ny Nosy, ka hatrany ampitan-dranomasina rehetra any, ny fitiavana ny maha MALAGASY 🇲🇬 

© Copyright 2025 - IDISM MADAGASCAR 🇲🇬 

Wir benötigen Ihre Zustimmung zum Laden der Übersetzungen

Wir nutzen einen Drittanbieter-Service, um den Inhalt der Website zu übersetzen, der möglicherweise Daten über Ihre Aktivitäten sammelt. Bitte überprüfen Sie die Details in der Datenschutzerklärung und akzeptieren Sie den Dienst, um die Übersetzungen zu sehen.